Apokalipsy 12:8 - Baiboly Katolika8 fa tsy nahomby, sady tsy nahazo nitoetra tany an-danitra intsony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 nefa tsy naharesy, sady tsy nisy toerana ho azy intsony tany an-danitra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Kanefa resy ilay dràgona, sady tsy nahazo nitoetra tany an-danitra intsony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Kanefa resy ilay dràgona, sady tsy nahazo nitoetra tany an-danitra intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 nefa tsy naharesy, sady tsy nisy fitoerana ho azy intsony tany an-danitra. Jereo ny toko |