Apokalipsy 11:9 - Baiboly Katolika9 Olona samihafa firenena sy foko sy fiteny ary fanjakana, no hijery ny fatiny miampatra eo hateloan’andro sy tapany, fa tsy havelany halevina any am-pasana izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary ny olom-pirenena, ny fokom-pirenena, ny samihafa fiteny ary ny firenena maro dia misy mijery ny fatiny telo andro sy tapany; ary tsy avelany halevina am-pasana ny fatiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Vahoaka sy foko ary olona samy hafa fiteny sy firenena maro no misy mijery ny fatin’ireo mandritra ny telo andro sy tapany, sady tsy avela halevina izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Vahoaka sy foko ary olona samy hafa fiteny sy firenena maro no misy mijery ny fatin’ireo mandritra ny telo andro sy tapany, sady tsy avela halevina izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny olona sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena maro dia misy mijery ny fatiny hateloan’andro sy tapany; ary tsy avelany halevina ao am-pasana ny fatiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny olona sy ny fokom-pirenena sy ny samy hafa fiteny ary ny firenena maro dia misy mijery ny fatiny hateloan'andro sy tapany; ary tsy avelany halevina ao am-pasana ny fatiny. Jereo ny toko |