Apokalipsy 11:7 - Baiboly Katolika7 Ary rehefa vita ny fanambaràn’izy ireo, dia hiady aminy ilay Biby hiakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa, ka haharesy azy sy hahafaty azy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary rehefa tanteraka ny fanambaràny dia hiady aminy ilay bibidia miakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA7 Ary rehefa nahavita fijoroana vavolombelona ireo olona roa ireo, dia hiadian’ilay biby miakatra avy amin’ny hantsambe ary ho resiny sy hataony maty. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ary rehefa nahavita fijoroana vavolombelona ireo olona roa ireo, dia hiadian’ilay biby miakatra avy amin’ny hantsambe ary ho resiny sy hataony maty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary rehefa tanteraka ny filazany, dia hiady aminy kosa ilay bibi-dia miakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary rehefa tanteraka ny filazany, dia hiady aminy kosa ilay bibi-dia miakatra avy amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka haharesy sy hahafaty azy. Jereo ny toko |