Amosa 9:6 - Baiboly Katolika6 Manao ny ambaratongany any an-danitra izy, ary manorina ny andohalambony etỳ ambonin’ny tany; miantso ny rano eo amin’ny ranomasina izy, dia nampiely azy etỳ ambonin’ny tany; Iaveh no Anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Manangana ny tranony ambony any an-danitra Izy, sady manorina ny andohalambony eny ambonin’ny tany; miantso ny rano ao amin’ny ranomasina Izy ka mandraraka azy amin’ny tany: NY TOMPO no anarany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 Nanorina ny lapany any an-danitra Andriamanitra, ka ny tany no iorenan’ny andohalambon’ny lanitra; miantso ny rano eny an-dranomasina Izy ka mampilatsaka azy etỳ ambonin’ny tany. Ny TOMPO no anarany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nanorina ny lapany any an-danitra Andriamanitra, ka ny tany no iorenan’ny andohalambon’ny lanitra; miantso ny rano eny an-dranomasina Izy ka mampilatsaka azy etỳ ambonin’ny tany. Ny TOMPO no anarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary manao ny tranony ambony any an-danitra Izy, Sady manorina ny andohalambony eny ambonin’ny tany; Ary miantso ny rano eny an-dranomasina Ka mampilatsaka azy eny amin’ny tany,– Jehovah no anarany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary manao ny tranony ambony any an-danitra Izy, sady manorina ny andohalambony eny ambonin'ny tany; Ary miantso ny rano eny an-dranomasina ka mampilatsaka azy eny amin'ny tany, Jehovah no anarany. Jereo ny toko |