Amosa 9:10 - Baiboly Katolika10 Ho fatin’ny sabatra avokoa ny mpanota, amin’ny vahoakako, izay manao hoe: Tsy hanakaiky anay akory ny loza tsy hahatratra anay akory ny loza. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin’ny oloko, dia ireo izay milaza hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Ho faty an’ady ny mpanota rehetra amin’ny vahoakako, dia ireo nilaza hoe: ‹Ny loza tsy hananontanona anay sady tsy hahatratra anay!› » Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Ho faty an’ady ny mpanota rehetra amin’ny vahoakako, dia ireo nilaza hoe: ‹Ny loza tsy hananontanona anay sady tsy hahatratra anay!› » Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin’ny oloko,– Dia ireo izay manao hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Sabatra no hamonoana ny mpanota rehetra amin'ny oloko, dia ireo izay manao hoe: Ny loza tsy hanakaiky na hahatratra anay. Jereo ny toko |