Amosa 8:11 - Baiboly Katolika11 Indro tamy ny andro, - teny marin’ny Tompo Iaveh, - hanirahako hanoanana amin’ny tany; tsy mba hanoanana momba ny mofo, na hetaheta momba ny rano, fa ny faniriana te-handre ny tenin’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Indro, avy ny andro, hoy NY TOMPO Andriamanitra, izay handefasako mosary amin’ny tany; tsy mosarin-tsakafo anefa, na hetahetan-drano, fa hetaheta handre ny tenin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Ny Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra hoe: «Indro avy ny andro izay handefasako mosary amin’ny tany: tsy hoe ho mosarena mofo ny olona na hangetaheta rano fa haniry mafy handre ny teniko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ny Tompo ANDRIANANAHARY dia manao teny hentitra hoe: «Indro avy ny andro izay handefasako mosary amin’ny tany: tsy hoe ho mosarena mofo ny olona na hangetaheta rano fa haniry mafy handre ny teniko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, Izay hanaterako mosary amin’ny tany, Tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, Fa faniriana handre ny tenin’i Jehovah; Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Indro, avy ny andro, hoy Jehovah Tompo, izay hanaterako mosary amin'ny tany, tsy fanirian-kanina anefa, na hetahetan-drano, fa faniriana handre ny tenin'i Jehovah; Jereo ny toko |
Ary hoy i Samoela tamin’i Saola: «Ahoana no manabataba ahy ianao amin’ny fampiakarana ahy?» Dia namaly i Saola nanao hoe: «Poritra loatra aho: ny Filistinina miady amiko, ary Andriamanitra nihataka tamiko, fa tsy namaly ahy Izy, na tamin’ny mpaminany, na tamin’ny nofy. Niantso anao aho, mba hampahalala ahy izay tsy maintsy ataoko.»