Amosa 6:5 - Baiboly Katolika5 Mandihindihy manaraka ny feon-dokanga izy; namorona zava-maneno, toa an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Mihirahira foana manaraka ny feon-dokanga izy ireo ary mamorona zavamaneno toy ny nataon’i Davida. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Mihirahira manaraka ny feon-dokanga ianareo sy mamorona zava-maneno tahaka an’i Davida. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Mihirahira manaraka ny feon-dokanga ianareo sy mamorona zava-maneno tahaka an’i Davida. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Dia ireo izay mivòvò foana manaraka ny feon-dokanga Ary mamorona zava-maneno toy ny nataon’i Davida, Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Dia ireo izay mivovo foana manaraka ny feon-dokanga ary mamorona zava-maneno toy ny nataon'i Davida, Jereo ny toko |