Amosa 5:5 - Baiboly Katolika5 Aza mitady an’i Betela, aza mankany Galgalà, aza miampita ho any Bersabea! Fa i Galgalà ho lasan-ko babo; ary i Betela hanjary tsinontsinona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Aza mitady any Betela na mankany Gilgala, ary aza mandroso ho any Bery-Sheba. Fa ho babo tokoa i Gilgala ary i Betela dia ho foana tanteraka. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Fa aza mitady Ahy any Betela, aza miditra ao Gilgala, ary aza mankany Beera-Seba; satria ho lasan-ko babo tokoa i Gilgala, ary i Betela dia ho tonga tsinontsinona.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Fa aza mitady Ahy any Betela, aza miditra ao Gilgala, ary aza mankany Beera-Seba; satria ho lasan-ko babo tokoa i Gilgala, ary i Betela dia ho tonga tsinontsinona.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Fa aza mitady an’i Betela, Na mankany Gilgala, Ary aza mandroso ho any Berisheba; Fa ho babo tokoa Gilgala, Ary Betela dia ho tonga tsinontsinona. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Fa aza mitady an'i Betela, na mankany Gilgala, ary aza mandroso ho any Beri-sheba; Fa ho babo tokoa Gilgala, ary Betela dia ho tonga tsinontsinona. Jereo ny toko |
Nampanalainy ny mpisorona rehetra tany amin’ny tanànan’i Jodà, nolotoiny ny fitoerana avo nandoroan’ny mpisorona zava-manitra, hatrany Gabaà ka hatrany Bersabea, noravany ireo fitoerana avo teo am-bavahady, dia ilay teo amin’ny fidirana amin’ny vavahadin’i Jôsoe lehiben’ny tanàna, sy ilay teo ankavian’ny vavahadin’ny tanàna.