Amosa 1:15 - Baiboly Katolika15 Ary ho lasan-ko babo ny mpanjakany, dia izy sy ireo mpanapaka ao aminy koa», hoy i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin’ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ho lasan-ko babo ilay mpanjakany sy ireo manamboninahitra miaraka aminy. Izaho Tompo no miteny.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ho lasan-ko babo ilay mpanjakany sy ireo manamboninahitra miaraka aminy. Izaho Tompo no miteny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany Mbamin’ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Dia ho lasan-ko babo ny mpanjakany mbamin'ireo mpanapaka rehetra ao aminy, hoy Jehovah. Jereo ny toko |