Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:3 - Baiboly Katolika3 Tao amin’ny faritanin’i Ekbatàna izy no nandre ny nanjò an’i Nikanôra sy ny tafik’i Timoteo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Fony izy teo akaikin’i Elebatàna no nandre ny nanjo an’i Nikanôra sy ny tafik’i Timôty. Jereo ny toko |