Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:28 - Baiboly Katolika28 Koa tany an-tanin’olon-kafa, tany an-tendrombohitra tamim-pahafatesana mahamenatra no nahafatesan’io mpamono olona sy mpanevateva an’Andriamanitra io, azon’ny fijaliana mahatsiravina toraky ny nafitsoky ny hafa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Araka izany, io mpamono olona sy mpanevateva an’Andriamanitra io dia azon’ny fijaliana mahatsiravina tahaka ny nafitsony tamin’ny hafa. Fahafatesana mahamenatra no nanjo azy tao an-tendrombohitra sy an-tanin’olona. Jereo ny toko |