Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:26 - Baiboly Katolika

26 Koa mangataka aminareo sy mihanta aminareo, mba hahatsiaro ny soa nataoko, na tamin’ny ankapobeny, na tamin’ny tsirairay avy, sy mba samy hahatana ny fitiavanareo ahy sy ny zanako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

26 «Izao àry no angatahiko sy ihantako aminareo: mba tsarovy ny soa vitako taminareo na mitambabe na tsirairay ary samia mitana hatrany ny fankamamiana ahy sy ny zanako.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:26
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra