Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:24 - Baiboly Katolika24 mba ho fantatr’izay eo amin’ny fanjakana ny nametrahana ny raharaha, ka tsy ho very hevitra izy raha avy izay loza tsy nampoizina na izay tsahotsaho ratsy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Tiany ho fantatry ny olona manerana ny taniny fa nisy nametraha-draharaha, ka tsy ho very hevitra izy raha avy izay loza tsy nampoizina na izao vaovao ratsy. Jereo ny toko |