Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:23 - Baiboly Katolika

23 Fa izao no noheveriko: fony ikaky hiady tany amin’ny faritany ambony, dia notendreny izay ho dimbiny,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Kanefa tsaroako fa ny raiko dia nanendry izay ho dimbiny, tamin’izy niainga hiady tamin’ny faritra Ampatrana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra