Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:2 - Baiboly Katolika2 Fa niditra tao amin’ny tanàna atao hoe Persepolisa izy, dia nanandrana ny handroba ny tempoly, sy hampahory ny tanàna; kanjo niroatra ny vahoaka, ka nandray fiadiana, dia indro i Antiôkosy nataon’ny mponina vaky nandositra, dia lasa niverina afa-baraka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Niditra tao amin’ny tanàna Persopôly manko izy, dia nanandrana ny handroba ny tempoly sy hampahory ny tanàna; kanjo niroatra ny vahoaka mponina sady nandray fiadiana, dia indro i Antiôkosa fa nataony vaky nandositra, ka voatery niala afa-baràka. Jereo ny toko |