Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 9:19 - Baiboly Katolika

19 «I Antiôkosy mpanjaka sy jeneraly, manoratra ho an’ny Jody, vahoakany tsara indrindra, Arahaba! Fahasalamana! Fiadanana tanteraka!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Avy amiko Antiôkosa ity taratasy ity, dia izaho mpanjaka sy filohan’ny foloalindahy. Mamangy anareo olom-pirenena jiosy mahafatra-po aho ary mirary anareo ho finaritra sy ho salama ary hambinina fatratra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 9:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra