Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:18 - Baiboly Katolika18 Tsy nitony anefa ny fijaliany fa ny fitsarana masin’Andriamanitra efa nihatra taminy, ka nony hitany fa tsy antenaina intsony ny amin’ny toetrany, dia nanoratra taratasy ho an’ny Jody izy, ka fitarainana no fomba nandaharany azy, ary izao no teny ao: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Tsy nitony anefa ny fijalian’i Antiôkosa; ny fitsara-marin’Andriamanitra manko no nihatra taminy. Ka rehefa hitany fa tsy hantenaina intsony ny amin’ny toe-pahasalamany, dia nanoratra taratasy ho an’ny Jiosy izy, ka fitarainana no fomba nandaharany azy araka izao rijan-teny izao: Jereo ny toko |