Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 9:1 - Baiboly Katolika1 Takaikin’izany andro izany, no nahatongavan’i Antiôkosy, tamin-kenatra, avy any amin’ny tanin’i Persa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’izay fotoana izay eo ho eo no tafaverina tamin-kenatra avy any Persia i Antiôkosa. Jereo ny toko |