Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:8 - Baiboly Katolika8 Tsy ela dia hitan’i Filipo, ny fandrosoan’ity lehilahy mbamin’ny fandresena mihamatetika azony, ka nanoratra izy ho any amin’i Ptôlemea, komandin’ny miaramilan’i Sele-Siria sy i Fenesia, mba hamonjy ny mpanjaka amin’ny raharahany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Hitan’i Filipo, mpandraharahan’ny mpanjaka, fa mahazo vahana miandalana i Joda Makabeo ary mihamatetika ny fahombiazany; ka nanoratan’i Filipo i Ptôlemeo, governoran’i Kôilà-Siria mbamin’i Fenisia, mba ho avy hanampy azy amin’ny fitandroana ny tombontsoam-panjakana. Jereo ny toko |