Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:6 - Baiboly Katolika6 Nosovohiny tampoka ny tanàna amam-bohitra, dia nodorany, ary notanany ireo fitoerana tsara indrindra, ka nataony resy ny fahavalo betsaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Nosovohiny tampoka na tanàn-dehibe na tanàna kely, dia nodorany; ary nametrahany miaramila ireo toerana tokony hobahanana, ka fahavalo betsaka no nataony vaky nandositra. Jereo ny toko |