Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:5 - Baiboly Katolika

5 Nony nahazo miaramila betsaka tarihiny i Makabeo, dia tsy azon’ny firenena noresena izy, satria efa niova ho famindram-po ny hatezeran’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Rehefa nitarika miaramila betsaka i Joda Makabeo, dia tsy azon’ny hafa firenena noresena intsony, satria efa niova ho famindrampo ny hatezeran’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra