Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:4 - Baiboly Katolika

4 hahatsiaro ny namonoana tsy an-drariny an’ireo zaza tsy manan-tsiny sy ny faniratsirana nafitsoka ny Anarany, ka haneho ny fankahalany an’ireo ratsy fanahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 mba hahatsiaro ny namonoana ho faty tsy an-drariny an’ireo zaza tsy manan-tsiny, ary mba hamely ny mpaniratsira ny anarany. Izany no hanehoan’Andriamanitra fa tsy tia ratsy Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra