Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:36 - Baiboly Katolika36 Ilay izy nampanantena hanefa ny sisan’ny hetra haloa amin’ny Rômanina, amin’ny vidim-babo avy any Jerosalema teo iny indrindra, no nilaza ampahibemaso fa manana an’Andriamanitra ho mpiaro azy ny Jody, ka tsy mety maratra izy amin’izany; satria mankatò ny lalàna nandidiany azy izy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Nampanantena hanefa ny sisan-trosa haloa amin’ny Rômanina izy, kanjo ankehitriny dia nanambara fa tsy azo resena ny Jiosy; manana an’Andriamanitra ho mpiaro ireo, satria mankatò ny lalàna nandidiany azy. Jereo ny toko |