Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:34 - Baiboly Katolika34 I Nikanôra ilay jiolahy safatsiroa, izay nampiavy mpandranto 1.000, hividy ny Jody aminy, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 I Nikanôra, ilay jiolahy tsy misy toa azy, dia nampiavy mpandranto arivo mba hividy ny Jiosy aminy; Jereo ny toko |