Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:33 - Baiboly Katolika

33 Raha mbola nankalaza ny fandreseny tao amin’ny renivohiny izy, ry Kalistena mbamin’ny sasany hafa kosa izay nandoro ny varavarana masin’ny tempoly dia nandositra tao an-trano kely anankiray; ka dia nodorany tao ireo, sy nomeny ny valy tandrifin’ny fametavetany ny zavatra masina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Fony nankalazaina tao Jerosalema renivohitra iny ny fandresena, dia nodorana velona ireo nandoro ny varavaran’ny tempoly; natao toy izany koa i Kalistena izay toa nandositra tao amina trano bitika anankiray, ka nahazo sazy tandrifin’ny fanimbazimbany zavatra masina.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:33
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra