Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:32 - Baiboly Katolika

32 Novonoiny ho faty i Filarka, izay nomba an’i Timoteo, lehilahy ratsy fanahy loatra izy izany, nahavita ratsy be tamin’ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Novonoiny ho faty ilay mpifehy tafika nikambana tamin’i Timôty; lehilahy tsy mifaditrovana loatra izy io ka nahavita ratsy be tamin’ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:32
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra