Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:31 - Baiboly Katolika31 Nangoniny ny fiadiana, dia napetrany tamim-pilaminana tao amin’ny fitoerana mety; ary nentiny ho any Jerosalema ny babo sisa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Nataony tsara angona ny fiadian’ireo fahavalo ka natobiny tamin’ny toerana ilàna azy; ary nentiny ho any Jerosalema ny zavatra hafa azo teny an-kodiny. Jereo ny toko |