Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:30 - Baiboly Katolika

30 Mihoatra ny 20.000n-dahy no matiny koa, tamin’ny miaramila niady fehin’i Timoteo sy i Bakidesa ary azony tamin-kerim-po ireo trano mimanda avo. Nozarainy roa mitovy ny babo betsaka azony: ny iray toko azy; ny iray toko an’ireo nenjehina, ny kamboty, ny mpitondratena ary ny antitra koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

30 Tamin’izay i Joda sy ny mpomba azy dia niady tamin’ny miaramila fehezin’i Timôty sy i Bakîda; ka nahafatesany mihoatra ny antokon-tafika roapolo ireto fahavalo, ary azony tamim-kerimpo ireo tranomimanda avo. Nozarainy roa mitovy ny babo betsaka voaangony: ny toko iray ho azy mpiantafika, ary ny toko iray ho an’ireo niharan-panenjehana ara-pivavahana sy ho an’ireo kamboty ama-mpitondratena ary koa ny antitra.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:30
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra