Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:29 - Baiboly Katolika29 Vita izany dia rafitra niara-nivavaka izy ireo, nitalaho tamin’ny Tompo mpamindra fo, hihavana tanteraka amin’ny mpanompony indray. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Vita izany, dia niara-nivavaka ireo Jiosy nitalaho tamin’ny Tompo mba hihavana tanteraka amin’ny mpanompony indray. Jereo ny toko |