Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:28 - Baiboly Katolika

28 Nony lasa ny sabata, nizarany tamin’ny babo ireo niharan’ny fanenjehana, ny kamboty sy ny mpitondratena, vao nozarainy tamin’ny samy izy mbamin’ny zanany ny sisa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 Rehefa lasa ny sabata, dia nizarany tamin’ny babo ireo Jiosy niharan’ny fanenjehana sy kamboty ary mpitondratena, vao nozarainy tamin’izy samy izy mbamin’ny zanany ny sisa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:28
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra