Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:27 - Baiboly Katolika27 Ka nangoniny ny fiadian’ny fahavalo, nobaboiny izay teny aminy, dia nankalaza ny sabata izy, nisaotra inarivo sy nidera ny Tompo, izay namonjy azy tamin’izany andro izany, fa efa nanapa-kevitra haneho taminy ny fiandohan’ny famindram-pony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Nangoniny ny fiadian’ny fahavalo, ary nobaboiny ny zavatra teny an-kodiny; dia nankalazainy ny sabata, ary noderainy sy nisaorany fatratra ny Tompo Izay nampisy izany andro nanehoany indray ny famindrampony izany. Jereo ny toko |