Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:25 - Baiboly Katolika

25 Nalainy koa ny volan’ireo izay tonga hividy azy. Efa lasa lavitra ihany izy nanenjika ny mpandositra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nalain’ny Jiosy ny volan’ireo tonga mba hividy azy ho andevo. Ireo mpandositra kosa nenjehiny lavitra ihany; kanefa voatery niverina ireo mpanenjika satria voasakan’ny fotoana tratra aoriana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:25
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra