Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:23 - Baiboly Katolika23 Fanampin’izany, nandidy an’i Eleazara izy hanao famakiana ny boky masina; raha efa izany, nomeny ny baiko hoe: «Vonjin’Andriamanitra.», dia nitarika ny antokony voalohany izy namely an’i Nikanôra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Fanampin’izany, nandidy an’i Elehazara i Joda hanao famakiana ny boky masina; avy eo, dia nomeny ho teny haikan’ady ny hoe «Andriamanitra no vonjy» ary notarihiny ny ampahany voalohany hamely an’i Nikanôra. Jereo ny toko |