Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:22 - Baiboly Katolika

22 Napetrany hitarika isan-tokony avy i Simôna sy i Josefa ary i Jônatasy rahalahiny; nomeny miaramila 15.000 avy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 ka ankoatra ny tenany, samy napetrany hitarika ampahany anankiray avy i Simôna sy i Jôsefa ary i Jônatàna rahalahiny, dia ampahany nisy miaramila dimanjato sy arivo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra