Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:21 - Baiboly Katolika

21 Nony avy nanome toky azy ireo, tamin’izany fampahatsiarovana izany izy, sy namonoan-ko faty azy ireo ho an’ny lalàna aman-tanindrazana, dia nozarainy ho antokony efatra ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Nampisy toky an’ireo miaramilany izany tenin’i Joda izany ary nahavonombonona azy ho faty ho an’ny lalànan’Andriamanitra sy ho an’ny tanindrazana. Dia nozarainy ho ampahany efatra ny tafiny;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra