Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:20 - Baiboly Katolika20 tamin’ny ady tamin’ny Galata, tany Babilônia, 8.000 lahy monja no isan’ny nikatroka, nampiana Masedôniana 4.000, voasokera mafy dia mafy izy ireto; nefa nahafaty fahavalo 120.000, izy 8.000 lahy, noho ny vonjy azony avy amin’ny lanitra sady nahazo vokatsoa be vava. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 na koa tamin’ny ady nanoherana ny Galatianina, tao Babilônia, antokon-tafika valo monja no nikatroka nampian’ny Masedônianina antokon-tafika efatra; voasokera mafy dia mafy ireto Masedônianina, kanefa iretsy antokon-tafika valo noho ny vonjy azony tamin’Andriamanitra dia nandripaka fahavalo antokon-tafika 120 sady namabo zavatra betsaka. Jereo ny toko |