Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:19 - Baiboly Katolika

19 Dia novisavisainy teo anatrehan’izy ireo ny ohatry ny fiarovan’Andriamanitra fahataloha; ny naharingana ny miaramila 18.000 tamin’ny andron’ny Senakeriba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Dia mbola novisavisain’i Joda teo anatrehan’ny miaramilany ihany koa ireo sehon-javatra niarovan’Andriamanitra ny razany fahataloha: tamin’ny andron’i Saneheriba, fony naringan’ny Tompo ireo miaramila nisy antokon-tafika 180;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:19
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra