Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:18 - Baiboly Katolika

18 «Izy ireo, hoy izy, mitoky amin’ny fiadiana sy ny fikatrohana amin-kasahiana; fa isika kosa, mametraka ny fitokiantsika amin’Andriamanitra, Tompon’ny zavatra rehetra, mahay manakorontana ireo tamy hamely antsika sy izao tontolo izao aza, amin’ny baiko iray monja.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Dia hoy koa i Joda: «Ireo fahavalo ireo dia mitoky amin’ny fitaovam-piadiany sy amin’ny hasahiany mikatroka; isika kosa mametra-pitokiana amin’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao, dia Ilay mahay manakorontana ireo tamy hamely antsika sy izao tontolo izao mihitsy aza amin’ny baiko iray monja.»

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:18
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra