Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:16 - Baiboly Katolika16 Novorin’i Makabeo ny sisa tafajanona taminy, nisy 6.000 lahy no isany, dia namporisihiny tsy hatahotra, na hihorohoro amin’izay hamaroan’ny firenena tamy hamely azy tsy an-drariny, fa hiady amin-kerim-po, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Novorîn’i Joda Makabeo ny miaramila sisa tafajanona homba azy, ka nisy antokon-tafika enina; dia nampirisihiny kosa ireo mba tsy hatahotra na hihorohoro amin’izay hamaroan’ny hafa firenena tamy hamely azy tsy an-drariny, fa hiady amin-kerimpo. Jereo ny toko |