Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:15 - Baiboly Katolika

15 na dia tsy noho ny amin’izy ireo aza, dia noho ny fiheverana ny fanekena natao tamin’ny razany ahay, ary noho ny Anarany masina sy lehibe efa voaantso tamin’izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Na dia tsy noho ny amin’ireo Jiosy ankehitriny aza no hanafahan’Andriamanitra azy, dia noho ny fanekempihavanana nataony tamin’ny razany ahay ary noho Izy Andriamanitra masina sy lehibe efa voaantso hiaro azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra