Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:14 - Baiboly Katolika14 ny sasany nivarotra izay sisa teo an-tanany rehetra, sady nivavaka tamin’ny Tompo koa hanafaka azy amin’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana, izay efa nivarotra azy sahady, talohan’ny haharaiketan’ny ady; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 ny hafa kosa nivarotra izay sisa rehetra mba fananany ary nivavaka tamin’ny Tompo mba hanafaka ny Jiosy tsy ho azon’i Nikanôra mpankahala fivavahana sady efa nivarotra azy alohan’ny haharaiketan’ny ady. Jereo ny toko |