Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:13 - Baiboly Katolika13 Ka ny sasany, raiki-tahotra sy tsy ampy finoana ny fahamarinan’Andriamanitra, dia nitsoaka nandositra any an-tany hafa; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Ka ny sasany, raiki-tahotra sy tsy natoky ny fanafahan’Andriamanitra, dia nitsoaka nandositra any an-toeran-kafa; Jereo ny toko |