Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:12 - Baiboly Katolika

12 Vao nandre ny dian’i Nikanôra i Jodasy dia nampandrenesiny an’ireo namany fa akaiky ny fahavalo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Vao tafapaka tamin’i Joda Makabeo fa niainga tokoa i Nikanôra, dia nampandrenesiny an’ireo namany fa efa akaiky ny fahavalo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:12
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra