Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:11 - Baiboly Katolika11 Dodona erỳ izy nandefa fiantsoana amin’ny tanàna amoron-dranomasina, ho tonga hividy andevo Jody, sady nampanantena fa hataony talenta iray amin’izy ireo ny sivy folo aminy, tsy nofisiny akory izay famaliana avy amin’ny Tsitoha vao hanjò azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Dodona ery izy nandefa fiantsoana amin’ireo tanàna amoron-dranomasina mba ho tonga hividy andevo jiosy sady nampanantena fa halefany volafotsy 27 kilao ny sivifolo aminy. Tsy voavinaniny akory izay famaliana efa hataon’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao hiantonta aminy. Jereo ny toko |