Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 8:10 - Baiboly Katolika

10 Natoky mihitsy i Nikanôra fa hahavonona talenta 2.000 ho an’ny mpanjaka amin’ny vidim-babo halaina ao amin’i Jodea izay tetin’ny hetra haloa amin’ny Rômanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 I Antiôkosa dia nananan’ny Rômanina trosa mitentina volafotsy 54 taonina. I Nikanôra no nanome toky ny mpanjaka fa hanefa izany amin’ny fivarotana ireo Jiosy voababo;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 8:10
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra