Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 8:1 - Baiboly Katolika1 Tamin’izany i Jodasy Makabeo sy ireo namany, dia niditra an-tsokosoko tamin’ny tanàna, niantso ny havany hiaraka aminy, sy nandray izay tsy nivadika tamin’ny fivavahana Jody, hikambana aminy, ka nahavory miaramila sahabo ho enina arivo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’izay i Joda Makabeo sy ireo namany no niditra an-tsokosoko isan-tanàna, ka niantso ny mpiray firenena hankeo aminy; izay nifikitra tamin’ny fivavahana jiosy dia notaominy homba azy, ka antokon-tafika sahabo ho enina no tafavory. Jereo ny toko |