Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 7:9 - Baiboly Katolika

9 Hoy izy nony efa ho tapitra ny ainy: «Ianao tsy misoro-doza izao manala anay amin’ny fiainana ankehitriny; fa ilay Mpanjakan’izao tontolo izao kosa, hanangana anay ho amin’ny fiainana mandrakizay; fa maty noho ny tsy fivadihana amin’ny lalàny izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Nony efa hiala aina izy, dia niteny tamin’ny mpanjaka hoe: –Ianao mahavanon-doza io, manala anay amin’ny fiainana ankehitriny ianao. Ilay Mpanjakan’izao tontolo izao kosa hanangana anay ho amin’ny fiainam-baovao maharitra mandrakizay, satria maty noho ny fankatoavana ny lalànany izahay.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 7:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra