Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:8 - Baiboly Katolika8 Namaly io tamin’ny tenin-drazany nanao hoe: «Tsia,» ka dia niaritra fampijaliana torak’ilay voalohany koa izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ary namaly tamin’ny tenin-drazany izy nanao hoe: –Tsia! Noho izany, dia niharan’ny fampijaliana tahaka ilay voalohany koa izy. Jereo ny toko |