Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:7 - Baiboly Katolika7 Toy izany no nahafatesan’ilay voalohany, dia nampandrosoina hampijaliana ny faharoa. Nohodirana mbam-bolony aloha ny lohan’io, dia nanontaniana izy raha mety hihinana hena kisoa, alohan’ny hampijaliana azy amin’ny rantsam-batany rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Rehefa maty toy izany ilay voalohany, dia nampandrosoina hampijaliana ny faharoa. Nohodirana mbam-bolony aloha ny lohan’io, dia nanontaniana izy hoe: –Hihinana ity henan-kisoa ity ve ianao toy izay hampijaliana amin’ny vatana manontolo isaky ny rantsam-batana? Jereo ny toko |