Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 7:6 - Baiboly Katolika6 «Mahiratra ny Tompo Andriamanitra, hoy izy ireo, ary mangoraka antsika marina tokoa Izy, araka ny voalazan’i Môizy, ao amin’ny tononkira milaza an-kitsiloha mananatra an’i Israely hoe: Hamindra fo amin’ny mpanompony Izy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 –Mahita antsika ny Tompo Andriamanitra ary hangoraka antsika marina tokoa Izy; i Mosesy mihitsy manko, ao amin’ilay tononkira nananarany an-kitsirano ny Israelita, no nilaza hoe: «Hangorahan’ny Tompo ireo mpanompony.» Jereo ny toko |